Teny iditra | atantana (tantana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mitantana, mitarika amin' ny tanana: Ny tanany havanana no natantany ny zandriny [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | atantana, tanatana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |