Teny iditra (1/4) | 1 tantàna |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (Endrika verindroan' ny teny hoe: "Tana") Fandraisana olona amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena. (Marihina fa efa niova toerana ny tsindrim-peon' io teny io amin' ny fiteny mahazatra ka nanjary tàntana) |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] duplicatif de tana |
Fototeny | 5 tana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 8 tantana |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Fizarana zavatra amin' olona maro samy kendrena hanana anjara avokoa Fizarana vola na sakafo amin' olona maromaro nandray anjara tamin' ny fandevenana na famadihan-drazana na lanonana na asa tsotra: Mahafinaritra fa vita tsara ny tantana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3] distribution de viande, de riz ou d'argent, surtout au Fandroana et aux enterrements 12 [1.196] distribution de vivres ou d'argent en parties égales |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny tantana io |
Teny iditra (3/4) | 18 tantana |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] Fandrin-javatra, lenta: Tsy mitovy tantana ny tokotany |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.3] égalité de niveau, égalité d'un tissu bien fait |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 26 tantàna |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
28 [1.196] (de tana : action de retenir ; allusion au latex adhésif, employé comme colle peu efficace ; on en fait surtout des gluaux pour capturer les petits oiseaux). Jatropha curcas L. (Euphorbiaceae). Nom relevé par A. Grandidier dans ses cahiers manuscrits, d'après J. Lombard, ASSEMI, vol. 7, n° 4, p. 89 (1976). [Sakalava]
|
Voambolana |
29 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 31 atantan, natanta, natatan, tantana, tantàna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/14 |
![]() |