Teny iditra | atao (tao) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Karakaraina sy vitaina: Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy Ampiasaina: Nataony mpampianatra ny zanany aho Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra Ahosotra, apetaka: Fanafody atao amin' ny tongotra Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo? [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be done [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on fait, qu'on fabrique [1.8] | ||||||||
Ohatra | Lazaiko anao kosa anefa fa hataoko tsy maintsy henon'ny lehiben'ny distrika
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Lohateny | |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atao io | ||||||||
Fivaditsoratra | aato, aota, atao, Atoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |