|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hatao
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe atao
Ohatra  3  [2.499] hatao ahoana moa!
4  [2.442] Tsy hataoko an-kila bao!
5  [2.357] Tsy hitany izay hataony
6  [2.996] ka hataonao fahirano izy
Fototeny  7  tao
Haiendriteny 
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9  hatao
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hataina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1]
Fototeny  12  taina

Fivaditsoratra  13  atoha, haato, haota, hatao, tahao

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16