|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  atataro
Fototeny  2 tataro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manafo na manatataro: Labasy no natataro ilay tranoheva nametrahana ny razana havadika [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  atataro
Fototeny  10 tatatra
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atatatra [Fitanisana]

Fivaditsoratra  12 Atarota, atataro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19