|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tataro
Fototeny  2  tatatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tatarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3]
Ohatra  6  tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano [1.1]

Teny iditra (2/3)7  tataro
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny
Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3#687] toit plat et provisoire; baldaquin
Ohatra  11  ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona [2.313#115]
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)19  tataro
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1, 1.78] [Betsimisaraka, Bezanozano] Anaram-borona
Voambolana  22  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  23  tataro, toatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21