|
|
|
|

Teny iditra 1  atehaka
Fototeny  2 tehaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Itehafana, ampiasaina mba hitehafana: Tanana anankiroa vao azo atehaka fa tsy tanana tokana monja akory [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 (la main) avec laquelle on frappe, on applaudit [1.3]

Fivaditsoratra  10 ahatake, atehaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19