| Teny iditra | 1 tehaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Fampikatrokatrohana ny felatanana roa entina manamarika ny fingadon' ny hira na ny hafaliana: Nirefodrefotra ny tehaka nony avy niteny izy
19 Fikasihana amin' ny tanana 20 Famelezana amin' ny felatanana (jereo Tehamaina) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 the clapping of hands in applause; a pat
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 tape de la main; applaudissements
[1.8] |
| Ohatra |
23 Sady nipoapoaka ny tehaka.
[2.472#]
24 Nisy tehaka maimaina ombieny ombieny. [2.356#] 25 tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472#] |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe tehaka |
| Fivaditsoratra | 27 hatake, 28 hetaka, 29 Kehata, tehaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|