|
|
|
|

Teny iditra 1  atentina
Fototeny  2 tentina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mandoko; ahosotra: Taniravo atentina fotsiny izany fa tsy ny tena zavatra akory
9 Entina manentsina ny loaka: Mividianasavoka hatentina io siny mitete io
10 Entina manala baraka, mandoto: Zavatra tsy nataoko akory no natentina ahy [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 an-tanety, atentina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21