|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tentina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Fanasiana loko zavatra iray hanapentimpentina azy; fihosorana menaka na ranon-javatra amin' ny tarehy; fanatsentsenana hirika na lavaka; fanampiana sy fanalehibeazana ny kely andilana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 a staining, a besmearing
20 anything used to fill a crack, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 action de tacheter, de barbouiller avec des couleurs, de la graisse, de la farine de riz, etc.
22 action de fermer un trou, une fissure, de mettre une pièce à un habit déchiré [1.3]
23 action de badigeonner, de colorier
24 ce qu'on met pour boucher une fente [1.8]
25 barbouiller, teindre avec de mauvaises couleurs [1.196]
Ohatra  26  Tsy misy tentina na antery izany rehetra izany fa mandeha ho azy izao. [2.4#11]
27  Tsy hahery hanao solon-tandra sy ny tentina isan-karazany, hono. [1.262]

Teny iditra (2/2) 28  tentina
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 [Merina+Sihanaka+Bezanozano] (allusion aux couleurs incertaines que donnaient ces plantes en teinturerie). Phyllanthus casticum P. Willemet et Phyllanthus fuscoluridus Müll. Arg. (Phyllanthaceae). Nom et identités relevés anciennement par Grandidier. [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20