Teny iditra atily (tily)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mitily, mitsikilo, manao andry maso [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atily, atiliko, atilinao, atiliny, atilintsika, atilinay, atilinareo, atilin', atilin-, atilim-
Ny lasa : natily, natiliko, natilinao, natiliny, natilintsika, natilinay, natilinareo, natilin', natilin-, natilim-
Ny hoavy : hatily, hatiliko, hatilinao, hatiliny, hatilintsika, hatilinay, hatilinareo, hatilin', hatilin-, hatilim-
Filaza mandidy : atilio

Teny iditra atily
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] [1.78]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20