|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tily
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Mpitsikilo, mpizaha taratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  visée [1.13]
Ohatra  10  Mandehana mametraka tily, ka aoka holazainy izay hitany. [2.996]
Mpanahaka  11  antily, mpitily, mpitsikilo, mpitaratra, mpizaha taratra, drakadraka, mpiambina

Teny iditra (2/2)12  Tily
Sokajin-teny  13  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  14  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  15  Zophim [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  16  Champ des Guetteurs [2.996]
Tovy hevitra  17  zofima, zofima
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fitanisana
Lahatsoratra  19  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tily

Fivaditsoratra  20  lity, tily

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30