Teny iditra | 1 ati-pako |
Singan-teny | 2 atitra, fako |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba fampamerenana mangingina amin' ny tompony ny vola na zavatra madinidinika hafa izay nangalarin' olona na sendra voarainy tsy nahy, ka toy izao no fanaovana izany: raha misy zavatra very, dia nangatahin' ny fokonolona ny olona rehetra hitondra anentampako kely avy ka namporisihina izay naira ilay zavatra hanisika azy ao anatin' ny anentam-pako entiny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [fako, sweepings.] A mode of recovering stolen property without detecting the thief; all the servants or employees are required to bring something, as a small bundle of grass, etc., and to put it in a general heap; this affords an opportunity to the thief of secretly returning the thing stolen. |
Fivaditsoratra | 6 apotika, atapiko, ati-pako, kapaoty, poakaty, potakay, tapiôkà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |