Teny iditra | 1 fako |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
loto 4 [1.1] Tapatapak' ahitra sy bozaka na potipoti-javatra avy amin' ny fafa trano: Raofy, rankizy, ny fako fa aza avala hipetrapetraka eny Ambany, tsinontsinona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] sweepings, rubbish, litter fig. a great number, a multitude. 6 [1.7] trash, garbage |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] ordures, rebut |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 13 fakofako |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny fako io |
Fivaditsoratra | 22 afok, fako, foka, kafo, kofa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |