|
|
|
|

Teny iditra 1  atoby
Fototeny  2 toby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina milasy: Atobio eto ny miaramila
9 Angonina, vorina: Natoby teo an-tokotany ny remby azo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be placed in various places, as heaps of rice [1.2]
11 to be gathered in heaps; to be placed about in small heaps [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on réunit en tas; qu'on fait camper, qu'on place en petits tas [1.8]
Ohatra  13  Tany moa rahefa handihy ny ao an-tanàna, dia atoby iray toerana ny dabilio ao an-tsekoly, dia samy manao izay ataony eo ny olona. [2.4#]

Fivaditsoratra  atoby, 14 baoty, 15 boaty, 16 tioba, 17 Tobia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19