|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  toby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] toerana ilasian'ny tafika
toerana anorenana trano vonjimaika hitoeran'ny mpiasa toy ny mpihady volamena, manjarano, mpanao lalana; lasy
4  [2.398] [Tsimihety] ny Toby (eto) dia toerana ivelan'ny tanana fiandrasam-paty (fiandrasana ny taolam-balo raha amin'ny famadihana) izany hoe izany dia tobin'ny maty (mandra-pandevina azy). Atsangana eo ny trano ratsy, trano tsotra dia tsotra vita tamin'ny rantsana sy ravin'antrendry. Fondra ratsy no anaran'ilay toerana natokan'ny tanana ho fanaovana izany (Fondra: ala, kirihitr'ala, mety ho alan-jozoro sy volotara). Hazava tsaratsara kokoa ny teny hoe Toby raha saintsainintsika ny hevitra samihafa lazain'io tenu io: ohatra amin'ny Merina ny toby dia izay onenana tsy maharitra ela, toy ny trano vonjy maika any an-tanimbary, na any an-tanim-boly. Marihina fa raha amin'ny fiandrasana ny taloam-balo dia tsindraidray tadiavina ny olona no manaraka izany fomba izany ankehitrio, ny hany atao dia ny mametraka ny taolam-balo ivelan'ny trano fa ao anatinny tanana ihany fa tsy entina ivelany loatra.
5  [1.13] toerana ilasiana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] an encampement. See lasy
7  [1.7] a camp; a small heap
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3] camp, campement des troupes et des voyageurs
Figuré: réunion d'objets
9  [1.5] camp, campement, réservoir, réunion d'objets
10  [1.8] camp; petit tas
11  [1.6] [Tanala] camp; foule de gens, troupe
12  [1.13] campement
Ohatra  13  Mpikarama marobe avy amin' ny mponina manodidina no nahazo asa tsy satry tamin' ireo toby roa lehibe ireo; [2.470]
14  Nandray azy tsara ny filohan' ny toby. [2.472]
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Matoantenin' ny iharana :
17  Matoantenin' ny fameno :
18  Anarana :
19  Mpamaritra :
Tovy hevitra  20  tobe
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny toby io

Teny iditra (2/2)34  Toby
Singan-teny  35  toby
Sokajin-teny  36  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  37  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  38 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21