|
|
|
|

Teny iditra 1  atodika
Fototeny  2 todika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina milaza ny maso na ny loha ahodina mba hankany amin-javatra na olona eo anindrana na any ivoho: Aza atodika any ny lohanao [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe atodika
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  atodika, 11 tia doka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21