|
|
|
|

Teny iditra 1  todika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  23 Hodina, fijerena na fanodinana ny loha eo anindrana na any aoriana; herika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24 action de tourner la tête, de revenir vers [1.3#706]
25 orientation, sens, direction, référence [1.13]
Ohatra  26  Tongilangilana ravin'ovy / todika ravin'ampaly / tsingilangilao tsara ny faka zanak'olona / fa aza atao sesibe toa fotaka / ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra / ka mainka fa izaho zanak'olona [2.131#71]
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe todika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20