|
|
|
|

Teny iditra 1  atofatofa
Fototeny  2 tofatofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ahetsiketsika, ahofahofa (enti-milaza ny taho tsofin' ny rivotra na ny volon-doha mitopatopa raha mihazakazaka) [1.1]

Fivaditsoratra  9 afotafota, atofatofa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19