Teny iditra | tofatofa | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fihetsiketsiky ny taho malefolefo tsofin' ny rivotra; fihofahofan' ny volon-doha rahamihazakazaka; topatopa. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fotafota, tafotafo, tofatofa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |