|
|
|
|

Teny iditra 1  atokatoka
Fototeny  2 atoka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Enti-milaza fanondrehana ny loha ho marika fa ekena izay lazain' ny miresaka amin' ny tena na marika enti-miantso [1.1]
Tovy hevitra  7 atoka

Fivaditsoratra  8 akatokato, atokatoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22