|
|
|
|

Teny iditra1  atoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza fanondrehana ny loha ho marika fa ekena izay lazain' ny miresaka amin' ny tena na marika enti-miantso
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a nod of the head in agreement;
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] signe de tête en acquiescement ;
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10  aatok, akato, akota, atako, atoka, takao, toaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21