|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  atoko
Fototeny  2 toko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra tsy alefa mitambatra be amin' izao, fa tsinjarazaraina ho antontany kely maromaro: Atokoy ny henanao, Rangahy itỳ, fa tsy manam-bola hividianana an-kilaony aho
9 Zarazaraina: Atokoy dimy ireto mpianatra ireto [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  atoko
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  16 [Betsimisaraka] andrahoina [1.78]

Fivaditsoratra  atoko, 17 tokoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19