Teny iditra toko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo biriky na vato telo ipetrahan' ny vilany andrahoana sakafo: Tambino ity toko tapaka ity sao mianjera eo ny vilany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A trivet for supporting a kettle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Trépied, les trois pierres fixées au foyer en guise de trépied sur lesquelles on met la marmite [1.3]
 Trépied pour une marmite [1.8]
Kamban-teny 
Anaran' olona 
Ohabolana 

Teny iditra toko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fizarazaran' ny boky eo amin' ny fandaharana ny lahateny na ny tantara: Toko fahasivy
Fitambaran-javatra efa voatsinjarazara samy hitokana: Ohatrinona ny toko iray amin' ireto voanjo ireto? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A group, a company [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chapitre: Vakio ny toko fahadimy (Lisez le cinquième chapitre)
Tas, lot, part, escouade, bande: Ataovy toko folo ireo paiso ireo (Faites dix tas, dix parts de ces pêches) ~ Ataovy toko telo io hena io (Faites trois parts de cette viande) ~ Mikambàna amin' ny toko fahefatra hianao (Unissez-vous à la quatrième bande) [1.3]
 Tas; chapitre; groupe, compagnie [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05