| Teny iditra | 1 atolotra |
| Fototeny | 2 tolotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Aroso omena amin' ny tanana: Atolory azy io boky io
9 Omena am-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy hita maso Indrindra: Atolotro anao ny fahefana / Natolony azy ny fony [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be presented to someone
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 à offrir, ce qu'on offre
[1.3] 12 qu'on présente à quelqu'un [1.8] |
| Ohatra |
13 Dia atao ny an-doha ley volatsivaky, dia atolotra ny mpandray.
[2.48#291]
14 Na ny tanindrazana izay no misy faritra avela hilibany, na ny fahaleovantena no tsy maintsy ampandeferina eo anatrehany, na ny firaisam-pirenena no atolotra hopotehiny. [2.503#5] |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe atolotra |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|