| Teny iditra (1/2) | 1 tolotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Fanomezana omena ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady
25 Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy fotsiny) ataon' ny ray aman-dreny aloha ben' ny hahafatesany: Nataon-drainy tolotra ho an' i Faralahy ilay tanimbary erý ambony andrefana 26 Fandrosoana zavatra olona ho mari-panajana na fitiavana: Rehefa vita ny tolotra fehezam-boninkazo, dia nitsangana ny manam-pahefana hikabary [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 a gift, something handed over
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 don, legs, ce qu'on offre
[1.8] 29 offre, proposition, donation [1.13] |
| Ohatra |
30 Ny olona tompon-trano kosa dia manome tolotra kely ho azireo.
[2.332#103]
31 Mitondra haninkely ny vinantolahy: tolotra ho an' ny Rafozany [2.245#76] |
| Fikambanana | 32 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how tolotra |
| Teny iditra (2/2) | 33 tolotra |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na hangoronana ny efa vita
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|