|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  atomboka
Fototeny  2 tomboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao ny fiandohàny: Atombohy ny asanao [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 10  atomboka
Fototeny  11 tomboka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Entina miampanga tsy marina, manendrikendrika [1.1]

Teny iditra (3/4) 18  atomboka
Fototeny  19 tomboka
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
21  Ny ankehitriny :
22  Ny lasa :
23  Ny hoavy :
24  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  25 Entina mitrandraka tany; entina manapaka: Vao natombony ny tany ny angady dia fanina izy [1.1]

Teny iditra (4/4) 26  atomboka
Fototeny  27 tomboka
Sokajin-teny  28  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
29  Ny ankehitriny :
30  Ny lasa :
31  Ny hoavy :
32  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  33 Entina manietaka kase, marika tsy mety afaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21