| Teny iditra (1/2) | 1 atonaka |
| Fototeny | 2 tonaka|tonàka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 avela hidonadona-poana
9 asaina miandry ela: Natonàkany foana teto aho [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 10 atonaka |
| Fototeny | 11 tonaka |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
17 entina manadofaka dona-tsetroka
18 entina mamono, mikapoka [1.1] |
| Fivaditsoratra | 19 akantao, 20 akatona, 21 akotana, 22 antaoka, 23 atakona, 24 atokana, atonaka, atonàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|