|
|
|
|

Teny iditra 1  atonantonana
Fototeny  2 tonantonana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 asaina mivezivezy na asaina tonga foana tsy misy antony: Loza fa natonantonany tany aminy aho, nefa tsy tao akory izy [1.1]

Fivaditsoratra  9 atanontanona, atonantonana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19