Teny iditra | 1 tonantonana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitsikamokamo, mivarora-dava, midonana-poana 9 Fivezivezena foana tsy misy antony; fahatongavana amin' ny toerana iray tsy nisy zava-natao [1.1] |
Fivaditsoratra | 10 ontanontana, tanontanona, tonantonana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |