|
|
|
|

Teny iditra 1  atondraka
Fototeny  2 tondraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Araraka eo ambony: Hatondraka ve ny ro sa samy maka ato anaty vilia jobo?
9 (biby) Avala hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Aza atondrak' ialahy etỳ ny ombin' ialahy, ry Lita [1.1]

Fivaditsoratra  atondraka, 10 taka-drano

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19