|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tondraka
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka
22 Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena
23 a) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 swollen by floodwater, overflowing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 qui déborde [1.3, 1.8]
26 qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera)
27 figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance [1.3]
28 en crue [1.8]
Ohatra  29  voasakan' ny rano tondraka ka tsy afa-manoatra. [2.587#]
30  ary noho izany dia handriaka ny ranonorana anio, ka ho tondraka ny rano. [2.69#47]
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe tondraka
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 33  tondraka
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 [Betsileo] (de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes. [1.196]
Voambolana  36  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  37 tandroka, tondraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17