|
|
|
|

Teny iditra 1  atondritra
Fototeny  2 tondritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atodika
9 Atolaka (hadisoana)
10 Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin' ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito io zaza io fa hivalana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 à courber, à diriger vers; à rejeter sur [1.3]
Tsipelina hafa  12 atondrotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22