Teny iditra | tondritra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fivonkonan' ny lamosina rehefa mipetraka ka toa tafahoatra mivoaka any ivelany ny fipetrahana; fandrosoan' ny zavatra na fitataovany mankany ivelany. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tsipelina hafa | tondrotra | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |