Teny iditra | 1 atondro |
Fototeny | 2 tondro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-manondro: Aza ny fanondroadala no atondro zavatra rehefa manondro 5 Atodika: Aza atondronao atỳ iny basy iny sao lasa tampoka eo ny vala [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 atondro, donotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |