Teny iditra atono (tono)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao ao anaty lelafo na ao anaty lavenona ho masaka: Atonoy ireto ovy ireto fa aza andrahoina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be broiled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on grille [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atono, atonoko, atononao, atonony, atonontsika, atononay, atononareo, atonon', atonon-, atonom-
Ny lasa : natono, natonoko, natononao, natonony, natonontsika, natononay, natononareo, natonon', natonon-, natonom-
Ny hoavy : hatono, hatonoko, hatononao, hatonony, hatonontsika, hatononay, hatononareo, hatonon', hatonon-, hatonom-
Filaza mandidy : atonoy
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20