|
|
|
|

Teny iditra 1  tono
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io
14 Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 broiled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 action de griller au feu [1.8]
Ohatra  17  Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka. [2.470#20]
Tovy hevitra  18 tonotono
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe tono
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 noto, tono

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22