Teny iditra atoro (toro)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tondroina: Atoroy ahy ny trano hovidinareo izany
Ampahafantarina, lazaina: Atoroy izay tokony hataony izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be pointed out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action d'indiquer quelque chose; qu'on montre, qu'on indique [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atoro, atoroko, atoronao, atorony, atorontsika, atoronay, atoronareo, atoron', atoron-, atorom-
Ny lasa : natoro, natoroko, natoronao, natorony, natorontsika, natoronay, natoronareo, natoron', natoron-, natorom-
Ny hoavy : hatoro, hatoroko, hatoronao, hatorony, hatorontsika, hatoronay, hatoronareo, hatoron', hatoron-, hatorom-
Filaza mandidy : atoroy
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20