|
|
|
|

Teny iditra1  atoroy
Fototeny  2  toro
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atoro [Fitanisana]
Ohatra  4  atoroy ahy ny trano hovidinareo izany [1.1]
5  atoroy izay tokony hataony izy [1.1]

Fivaditsoratra  6  aoitro, aorito, aoroty, atorio, atoroy, iorota, iroato

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21