|
|
|
|

Teny iditra 1  atorosy
Fototeny  2 torosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mitovy torosy na tantana amin' ny alalan' ny tsipika
9 Entina mampitovy torosy [1.1]

Fivaditsoratra  10 asorito, atorosy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19