|
|
|
|

Teny iditra 1  torosy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Fiasan' ny mpandrafitra hanatsipihany ny hazo hotsofana na hovankonina mba hitovy halehibe hatrany manaraka ny lavany
20 Halehibe, lenta: Mitovy torosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 a carpenter's gauge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 trusquin [1.8]
Voambolana  23  Fitaovam-piasana
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe torosy

Fivaditsoratra  25 rotsio, 26 sorito, 27 sotroy, torosy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20