|
|
|
|

Teny iditra 1  atrehina
Fototeny  2 atrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Jerena eo anoloana: Natrehin' ny lehiben' ny fampianarana ny fizaran-doka tao amin' ny sekolinay
9 Hita maso: Natrehinao ve ny nikapohany ny zandrinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 see atrika. [1.2]
11 to be faced [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 à quoi on fait face, dont on est témoin [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  atrehina, 14 hena raty, 15 ihetrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21