|
|
|
|

Teny iditra 1  atrika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  19 [Betsimisaraka] ny faritra miseho sy hita, tava [1.78]
20 Enti-milaza fipetrahana eo anoloana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 the front. (Mal. atrif; Jav. adep.) [1.2]
22 the front [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 face, façade [1.3, 1.8]
24 le devant, la ligne de front
25 front (commandement militaire)
26 les deux lignes du milieu du katra [1.3]
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe atrika
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  29 akatry, 30 akitra, 31 Arkita, atrika, 32 kaitra, 33 karaty, 34 Karita, 35 katray, 36 ritaka, 37 tarika, 38 Tiraka, 39 traika, 40 triaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21