|
|
|
|

Teny iditra 1  atsetra
Fototeny  2 tsetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mitsetra, mampiseho fangorahana; entina mangoraka: Atsero ny mahantra ny fonao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 le coeur qu'on attendrit [1.3]
Tovy hevitra  10 atsetsetra

Fivaditsoratra  11 Astarte, atsetra, 12 taratse

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22