Teny iditra tsetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo kely avy amin' ny fipaikan' ny molotra amin' ny nify ka atao mariky ny alahelo na fangorahana: Tsy ampy ny tsetra tsy arahin' asa [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31