|
|
|
|

Teny iditra 1  atsidika
Fototeny  2 tsidika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aseho kely any ivelany: Aza atsidika eo ambaravarankelin' ny fiaran-dalamby ny lohanao rehefa mandeha [1.1]

Fivaditsoratra  9 aditsika, atsidika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19