|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsidika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Fisehoan' ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny fandalovana amin' ny tanàna iray dia lasa fa tsy mijanona ela. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 courte apparition, petite visite, action de mettre la tête à la croisée, à la porte [1.3]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tsidika

Teny iditra (2/2) 18  tsidika
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii) [1.1]
Voambolana  21  Haibiby: mampinono
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny Gidro

Fivaditsoratra  23 ditsaky, 24 ditsika, 25 katsidy, tsidika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/27