|
|
|
|

Teny iditra 1  atsilany
Fototeny  2 tsilany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampandrina ka ny lamosina no atao ambany, ny maso miandrandra ambony: Atsilaneso io zaza io
9 Apetraka ka ny vavany atao ambony: Tsy tokony hahohoka io vilany io fa hatsilany [1.1]

Fivaditsoratra  10 ala tsiny, atsilany, 11 tsiniala

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19