| Teny iditra | 1 tsilany |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Fomba fandry ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony
21 Fitoeran-javatra ka ny vavany ambony [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 état de celui qui est couché sur le dos, ustensiles qui ont leur ouverture placée en haut
[1.3#769] |
| Tohi-kevitra | 23 hohoka |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tsilany |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|