|
|
|
|

Teny iditra 1  atsolo
Fototeny  2 tsolo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (ny afo) Entina mandrehitra: Iny afo aminao iny atsolo ireto anenta-mololo ireto [1.1]

Fivaditsoratra  atsolo, 9 lo-tsôa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19